| Fandikan-dalàna |
|
|
|
| Écrit par Administrator | |
| 17-03-2008 | |
|
FANDIKAN-DALANA KA MAHATONGA NY FITAZONANA NY FIARA ANY AMIN’NY TOBY (Mise en fourrière du véhicule) Andininy 313 amin’ny fitsipika mifehy ny fifamoivoizana Didy iraisan’ireo Ministera samihafa Didy navoakany fiadidiana ny Tanana FANDIKAN-DALANA (ONITRA)
IREO SAMPAN-DRAHARAHA MISAHANA IZANY: • Compagnie urbaine d’intervention • Compagnie urbaine de la circulation • PU eny amin’ny commissariat • Motard:Sécant • FMIP: Intervention spècifique Ireo antony hanantanterahana ny fisavana • Controle systematyique • Police de la route • Ireo vaomieran’ny fandikan-dalana Fombafomba fanaovana fisavana: •Polisy roa farafahakeliny ary manao badges •Fampahafantarana sy fanajana •Fisavana ny taratasin’ny fiara sy ny mpamily ( permis de conduire ,taratasin’ny fiara) •Tapak’ila ho an’ny fandikan-dalana voasonian’ireo Polisy roa •Fisintonana na tsia ny taratasin’ny fiara sy /na mpamily IREO TARATASY SAMIHAFA AZON’NY POLISY SARIHANA: Permis, carte grise visite technique, assurance, licence, capacité, carnet d’entretien NY SAMPANDRAHARAHA AFAKA MANDRAY NY ONITRA : • Birao fandoavana onitra • Ora fisokafana:8 ora – 12ora; 2ora – 5 ora • Sabotsy: 8 ora – 10 ora • Alahady,andro tsy fiasana : tsy mivoha Paikan-dalana tsy maitsy arahana amin’ny fitanana fiara(Fourrière): • Ampahafantarina ny mpamily ny fandikandalana nataony • Amphafantarina ny mpamily ny sazy • Sarihana ny taratasin’ny fiara • Fenoina ny tapakila ho an’ny fandikan-dalana • Arahana ny fiara ho any amin’ny sampandraharahan’ny Polisy • Fenoina ny taratasy milaza ny fampidirana fourrière ny fiara • Arahana ny fiara ho any amin’ny toby fitanana fiarakodia FANAMARIHANA: 1.Hoan’ireo taxibe
FOURRIERE Sarany isan’andro amin’ny fitanana fiara ao amin’ny toby (fourriére): AR 600/CV
FANAMARIHANA: Raha mandoa avy hatrany ny saran’ny fourriére ny tompon’ny fiara dia tsy latsaky ny saran’ny fitazonanan telo andro ny tahan’izany. FAHADISOANA
FAHADISOANA SAZY
FANDIKAN-DALANA MATETI-PITRANGA VOAFARITRY NYFITSIPIKA MIFEHY NY FIFAMOIVOIZANA (Amendes)
|
|
| Dernière mise à jour : ( 31-03-2008 ) |
Fandikan-dalàna 


