Menu Content/Inhalt
Accueil arrow Passeport
Vous êtes le ième visiteur(s)
Demande de passeport Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Écrit par Administrator   
16-05-2007

 

PASSEPORT BIOMETRIE

Vous pouvez télécharger le formulaire de demande et renouvellement de passeport malagasy:

Image

 

DEMANDE DE PASSEPORT

 

RENOUVELLEMENT 

NY ANTONTAN-TARATASY ILAINA 

Ho an’ny tsy manana pasipaoro

1.  Kopia manontolon’ny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana
2. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana
3. Fanamarinam-ponenana
4. Fanamarinana ny fanompoam-pirenena ; (ho an’ny lehilahy 18 taona ka hatramin’ny 50 taona);
5. Fanomezan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra );
6. Fanamarinana ny anton-dia (afa tsy ho an’ny mpitsangatsagana);
7. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);
8. Ny haba aloa dia ato amin'ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 60.000 Ar (300.000 FMG );
9. Fanomezan-dalana avy  amin’ny mpampiasa
 

 

Ho an’ny efa manana pasipaoro

1. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);
2. Fanamarinam-ponenana;
3. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana );
4. Fanamarinana ny asa;
6. Ny haba aloa dia ato amin'ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 60.000 Ar( 300.000 FMG );

PIECES A FOURNIR 

Nouvelle demande de passeport ou passeport déclaré perdu

1. Extrait d’acte de naissance moins de six mois ;
2. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale
3. Certificat de résidence ;
4. Certificat de position militaire ;
5. Autorisation parentale dûment légalisée ( mineurs moins de 21 ans );
6. Motif du voyage ( Mission, Stage);
7. Trois photos d’identité récente ;
8. Droit  60.000 Ar ou 300.000 FMG

9. Attestation d'emploi ou Certificat de travail

 

 

Renouvellement passeport

 1. Trois photos d’identité récente ;
2. Certificat de résidence ;
3. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale
4. Attestation d’emploi ;
5. Droit  60.000 Ar ou 300.000 FMG

 

Dernière mise à jour : ( 19-11-2009 )