Juil 19 2018

FAHAVEREZANA FIARA TETSY AMIN’NY FARITRY NY 67ha: TANY MANAKARA NO TRATRAN’NY POLISY ILAY NANGALATRA AZY IZAY TSY IZA FA ILAY OLONA SAIKA HIVIDY ILAY FIARA IHANY

Lehilahy iray no tonga nametraka fitoriana teo anivon’ny Sampan-draharahan’ny Polisy misahana ny ady heloka bevava ny Talata 3 Jolay 2018 teo noho ny fahaverezan’ny fiarany « Minibus Toyota » nipetraka tetsy amin’ny faritra 67ha. Raha ny fantatra dia nikasa hivarotra ny fiarany ilay tompony ary efa andro maromaro izy no nitady mpividy. Ny Alatsinainy faharoan’ny volana Jolay …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11736

Juil 18 2018

« OPERATION D’HARCELEMENTS » : NIDINA IFOTONY TENY AMIN’IREO FARITRA MAFANA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA NY POLISIM-PIRENENA NANAO ANTSONJAY SY HAZA LAMBO IREO MPANENDAKA, MPANGARO-PAOSY SY MPAMAKY TRANO ARY MPANAO SINTO-MAHERY NANDRITRA NY 02 HERINANDRO, OLONA MANODIDINA NY “216” NO VOASAMBOTRA SY NANAOVANA FANADIHADIANA, HITOHY NY HETSIKA FA TSY HIJANOANA HATREO

Nanomboka ny voalohan’ny volana Jolay lasa teo hatramin’ny faha 16 ny volana Jolay 2018 dia nanatanteraka hetsika lehibe entina hampandriana fahalemana ny faritra Antananarivo Renivohitra ireo Kaomisaria sy Sampan-draharaha rehetra voakasika amin’izany. « Opération d’Harcèlements » izay nentina nanaovana antsojay ireo mpanao ratsy ka nanaovana fidinana ifotony teny anivon’ireo faritra mafana sy voalaza fa anjakan’ny …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11709

Juil 18 2018

FIDINANA IFOTONY NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY CONTROLEUR GENERAL DE POLICE ERIC MICHEL WOULI IDRISSA SY NY TALE JENERALIN’NY POLISIM-PIRENENA

Amin’izao ora izao dia manatanteraka fidinana hifotony ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police ERICK MICHEL WOULI SOUMAH IDRISSA sy ny Tale Jeneralin’ny Polisim-pirenena ny Contrôleur général de Police RAFANOMEZANTSOA Roger sy ireo Tompon’andraikitra avy eo anivon’ny Polisim-pirenena. Izao no natao dia mba hijerena akaiky ny fandriampahalemana ifotony sy hihainoana ny fitarainan’ny vahoaka …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11701

Juil 17 2018

FANOKANANA NY « VIGIE DE POLICE » FAHA-5 ENY TSIADANA SY FAMETRAHANA NY VATOFOTOTRA HANANGANANA NY « POSTE DE POLICE AVANCE » VAOVAO ENY ANDOHAN’NY MANDROSEZA, MITOHY NY EZAKA HATAON’NY POLISIM-PIRENENA HANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA SY HANOMEZANA AZY IREO FIAROVANA AKAIKY SY MALAKY AMIN’NY ALALAN’NY FANDRAKOFANA NY FARITRA REHETRA

Ny Asabotsy faha 13 ny volana Jolay lasa teo no notokanana tamin’ny fomba Ofisialy ny « Vigie de Police » vaovao eny Tsiadana. Marihina fa ity fotodrafitr’asa izay vao naorina ity no « Vigie de Police » faha-5 natsangana tao anatin’ny fari-piadidian’ny Boriboritany faha-2 na « CSP2 Ambohijatovo » taorian’ny « Vigie de Police Ambohipo, …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11697

Juil 12 2018

HALATRA FIARA SY ENTANA MITETI-BIDY 70.000.000 AR TENY AMPITATAFIKA, TRA-TEHAKY NY CSP3 ANTANINANDRO SY NY BC3 NY DIMY LAHY

Ny andron’ny 03 Jolay 2018 lasa teo dia naharay fitarainana ny avy eo anivon’ny sampana ady heloka bevava sakelika faha-3 etsy Anosy mahakasika ny fahaverezana fiarakodia miisa roa (02) “Chevrolet” sy “Hyundai ix35” ary entana maromaro tao aminà tokantrano iray teny Ampitatafika. Taorian’ny fidinana teny ifotony, dia niroso avy hatrany tamin’ny fikarohana ny Polisin’ny BC3 …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11677

Juil 10 2018

JIOLAHY MPAMERI-KELOKA NAMAKY NY BANKY BOA TAMATAVE SY BOA MANAKARA, ARY SADY MPANAO KIDNAPPING NO VOASAMBOTRY NY POLISIN’NY BC4 TANY ANJOZOROBE

Lehilahy miisa roa (02) fantatra amin’ny anarana hoe Gerard sy Gilbert no tra-tehaky ny Polisy avy eo anivon’ny sampana ady heloka bevava sakelika faha-efatra nohon’ny firaisana tsikombakomba amin’ny asan-jiolahy tany Anjozorobe ny Alakamisy 05 jolay lasa teo tokony ho tamin’ny 09 ora maraina. Vaovao avy amin’ny tsara sitrapo no nahalalana fa mitoby ao Anjozorobe ireto …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11673

Juil 06 2018

TOVOLAHY KELY 14 TAONA VAO NIVOAKA NY FONJA NO VOASAMBOTRY NY POLISIN’NY BORIBORITANY VOALOHANY NIARAKA TAMIN’IREO NAMANY REHEFA AVY NAMAKY FIARA TEO ANALAKELY

Tovolahy kely miisa telo 14 hatramin’ny 16 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny boriboritany voalohany ny alin’ny Sabotsy 30 Jiona hifoha alahady voalohan’ny volana Jolay 2018 lasa teo teny Analakely noho ny resaka famakiana fiara. Tsy vao izao no nisy trangana famakiana fiara teny amin’iny faritra Analakely misy ny Gastro iny, volana vitsy …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11662

Juil 05 2018

VOASAMBOTRY NY SAMPAN-DRAHARAHAN’NY POLISY MIADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA IREO MPAMATSY SY MPIVAROTRA RONGONY ENY ANTOHOMADINIKA

Lehilahy miisa efatra(04) no voasambotry ny Sampan-draharahan’ny Polisy miady amin’ny zava-mahadomelina teny amin’ny faritry ny IVO Antohomadinika ny alatsinainy faha 25 Jona 2018 lasa teo noho ny fifohana sy fivarotana rongony. Isan’ny faritra maro mpifoka rongony eto an-drenivohitra ny faritra Antohomadinika araka izany dia miseho amin’ny endrika samihafa ny asa ratsy eny amin’iny faritra iny. …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11652

Juil 04 2018

FISIANA ANDIAN-JATOVO MPANAO SINTO-MAHERY ENY AMIN’NY FARITRA ANJANAHARY SY NY MANODIDINA: ROA LAHY TSY AMPY TAONA NO VOASAMBOTRY NY POLISY TEO AMIN’NY MASCAR.

Tovolahy kely miisa roa no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny Boriboritany fahatelo ny alarobia faha 13 jona 2018 teny amin’ny faritra Anjanahary teo am-panaovana ny asa ratsiny. Maro ireo mponina eny amin’ny faritra Anjanahary no mitaraina noho ny fisiana andian-jatovo mpanao sinto-mahery indrindra eny amin’ireny fiantsonan’ny taxibe ireny .Manoloana izany tranga tsy fahandriampahalemana izany …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11649

Juil 03 2018

TRA-TEHAKY NY POLISIN’NY SABOTSY NAMEHANA TAO AMIN’NY TOKANTRANO IRAY NY LEHILAHY NANAKENDA SY NAMATOTRA ILAY VEHIVAVY TOMPON-TRANO. VOASAMBOTRA IHANY KOA ILAY LEHILAHY NAMPANIRAKA AZY NANAO IZANY.

Lehilahy roa 20 sy 26 taona no voasambotry ny Polisy ao amin’ ny Commissariat Central Sabotsy Namehana ny 16 jona 2018 lasa teo nohon’ny resaka fisolokiana sy fidirana an-keriny tao amina trano fonenana iray. Nandondona teo am-baravarana tao amin’ny tokantrano iray tetsy Sabotsy Namehana ny lehilahy miisa telo. Rehefa nisy namoha izy ireo dia tovovavy …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=11645

Articles plus anciens «

» Articles plus récents