Print this Page

PASSEPORT ELECTRONIQUE MALAGASY

Si vous voulez télécharger le formulaire, cliquer ici

PIECES A FOURNIR POUR

– nouvelle demande ou passeport déclaré perdu :

1. Extrait d’acte de naissance moins de six mois ;

2. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale ;

3. Certificat de résidence ;

4. Certificat de position militaire ;

5. Autorisation parentale dûment légalisée ( mineurs moins de 21 ans );

6. Motif du voyage ( Mission, Stage);

7. Trois photos d’identité récente ;

8. Droit  110.000 Ar ou 550.000 FMG ;

9. Attestation d’emploi ou Certificat de travail.

– renouvellement passeport :

 1. Extrait d’acte de naissance moins de six mois (mineur moins de 21 ans);

 2. Trois photos d’identité récente ;

3. Certificat de résidence ;

4. Photocopie légalisée de la Carte d’Identité Nationale

5. Autorisation parentale dûment légalisée ( mineurs moins de 21 ans );

6. Attestation d’emploi ;

7. Droit  110.000 Ar ou 550.000 FMG.

ANTONTAN-TARATASY ILAINA :

– Ho an’ny mbola tsy manana na very pasipaoro :

1.  Kopia manontolon’ny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana

2. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana

3. Fanamarinam-ponenana

4. Fanamarinana ny fanompoam-pirenena ; (ho an’ny lehilahy 18 taona ka hatramin’ny 50 taona);

5. Fanomezan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra );

6. Fanamarinana ny anton-dia (afa tsy ho an’ny mpitsangatsagana);

7. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);

8. Ny haba aloa dia ato amin’ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 110.000 Ar (550.000 FMG );

9. Fanomezan-dalana avy  amin’ny mpampiasa

– Ho an’ny efa manana pasipaoro :

1. Kopia manontolon’ny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra )

2. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);

3. Fanamarinam-ponenana;

4. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarin’ny manampahefana );

5. Fanomezan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny ( ho an’ny olona latsakin’ny 21 taona mbola tsy manambady vita soratra );

6. Fanamarinana ny asa;

7. Ny haba aloa dia ato amin’ny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy amin’ny anaran’ny olona hanaovana azy 110.000 Ar( 550.000 FMG ).

 

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?page_id=93