Print this Page

RAJAONARIVELO Therique

FILAZANA FAMPIKAROHANA

ILAZA ISIKA IZAY MAHAFANTATRA NA MANANA VAOVAO MAHAKASIKA ITY LEHILAHY ITY MBA HAMPANDRE NY MPITANDRO NY FILAMINANA AKAIKY AZY INDRINDRA, NA HIANTSO MIVANTANA NY LAHARAN-TARIBY ETSY AMBANY.

ANARANA : RAJAONARIVELO Therique

ADIRESY FANTATRA FARANY : ANTSONASONA ANTALAHA 206

KAROHINA ITY LEHILAHY NOHO NY RESAKA HALATRA VOLA MITENTINA 120.000.000 AR

NAHITANA AZY FARANY: ANTALAHA, NIZOTRA HO ANY MAROANTSETRA

NY LAHARANA AZONAO ANTSOINA
SERVICE DE LA SURETE URBAINE DE TANANARIVE
03402 130 32/ O34 O5 998 47/033 49 130 32.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?page_id=4440