Print this Page

FOURNIER STEEVE MARIUS

AVIS DE RECHERCHE

Iangaviana izay mahita na mahafantatra vaovao mahakasika ity olona voatonona anarana manaraka ity mba hampandre ny mpitandron’ny filaminana akaiky azy indrindra, na hiantso avy hatrany ny « Commissariat du Troisième arrondissement Antaninandro » : 034 05 998 32 na ny 034 05 517 29

Anarana : FOURNIER STEEVE MARIUS

ANTONY: Fitoriana mahakasika Halatra

Misaotra Tompoko

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?page_id=11655