Print this Page

RALIBETRA Christian Nicolas

AVIS DE RECHERCHE

Iangaviana izay mahita na mahafantatra vaovao mahakasika ity olona voatonona anarana manaraka ity mba hampandre ny mpitandron’ny filaminana akaiky azy indrindra, na hiantso avy hatrany ny « Commissariat de Police Nosy-Be » : 034 05 998 63

Anarana : RALIBETRA CHRISTIAN NICOLAS

Teraka ny 13 NOVAMBRA 1970 TAO TOAMASINA

Adiresy fantatra farany : TSIMARAMARA NOSY-BE HELL VILLE

CIN: 314 011 019 073
MIREFY 1m60

ANTONY : FITORIANA MAHAKASIKA FIVADIHAM-PITOKISANA

Misaotra Tompoko

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?page_id=11632