«

»

Déc 27 2017

Print this Article

Tatitra vonjimaika mahakasika ny fandriam-pahalemana teto Antananarivo Renivohitra ny alin’ny 24 Desambra teo

Tatitra vonjimaika mahakasika ny fandriam-pahalemana teto Antananarivo Renivohitra ny alin’ny 24 desambra teo:
Mpanendaka sy mpanao sinto-mahery miisa folo (10) no voasambotra, mpanao halabotry miisa roa (02), mpidoroka zava-mahadomelina iray (01), ny lozam-pifamoivoizana naharatràna olona miisa efatra (04), tsy nisy kosa ny aina nafoy, hamamoana imasom-bahoaka sy fanakorotanana, olona miisa roa (02).
Tsara marihina fa ny asa sy andraikitra izay sahanin’ny Polisim-pirenena isan’andro ihany no nasiana fanatevenana sy fanamafisana amin’izao ankatoky ny fety izao.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=9901