«

»

Juin 11 2012

Print this Article

Vaovao momba ny sampana fitaizam-panahy eo anivon’ny Polisim-pirenena

Ankoatry ny asa aman’andraikitra sahanin’ny Polisim-pirenena amin’ny fitandroana ny filaminana dia misy eo anivon’ny Polisim-pirenena ny na “Ny vondrom-bavaka Kristiana eo anivon’ny Polisim-pirenena “. Nisy araka izany ny Polisy nanaraka fianarana ho mpitandrina izay notanterahana ny Sabotsy, 09 Juin 2012  tamin’ny 9 ora maraina teny amin’ny Ecole Biblique eny ANOSIALA ALAKAMISY ny famoahana ho Pasitera ny Brigadier de Police RAMAMONJISOA Kotonirina Hubert. Avy amin’ny andiany faha-23 (23eme Promotion) nivoaka tao amin’ny Ecole Théologique de l’Assemblée de Dieu de Madagascar.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=665

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée.