«

»

Sep 20 2013

Print this Article

AMBOHITSOA : ARRESTATION D’UN HOMME POUR VIOL SUIVI DE MEUTRE D’UNE FILLETTE DE QUATRE ANS

Un certain RAKOTONIAINA Désiré dit Dezy ou Nirina, âgé de 38 ans a été appréhendé par les éléments du Service Central de Police de Mœurs et de la Protection des Mineurs le 16 septembre 2013 vers 11 h à Soanierana pour viol suivi de meurtre d’une fillette de quatre ans qui a été retrouvée morte dans l’eau à Ambohitsoa Ivanja le 17 septembre 2013.

D’après les renseignements recueillis,  la petite habite à Ampitatafika. Le vendredi 13 septembre 2013, sa tante avait demandé à la mère  de la fillette de l’emmener à Paraky Soanierana où demeure la grand-mère de l’enfant.
En arrivant chez la grand-mère, la fillette joue  avec ses amis. Tandis que Dezy, tout près d’elle, avait pris de boisson alcoolique. Soudainement, il l’a emmené au marché pour acheter de biscuit et de cracky. Après cela, ils ont tous les deux disparus.

De ce fait, la famille de la victime avait cherchée partout mais les recherches se sont révélées infructueuses. La famille de la victime avait porté  plainte auprès de la Police. Malheureusement, la petite a été retrouvée morte mardi  17 septembre 2013. Le lundi 16 septembre 2013, le suspect qui est l’auteur d’un acte abominable a suscité la colère et l’indignation de famille de la  victime et de son entourage a été localisé à Ankadimbahoaka où la police l’a arrêté. Pendant l’enquête, il a reconnu l’acte qu’il a fait.

Il a été déféré au parquet le 19 septembre 2013.

___________________000000000000000000____________________

Voasambotry ny Polisy misahana ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona (Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs)  ANOSY tamin’ny Alatsinainy 16 septambra 2013 tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro teny SOANIERANA ny lehilahy iray antsoina hoe “RAKOTONIAINA Désiré” fantatra amin’ny hoe Dezy na Naina, 38 taona izay nanolana sy namono nahafaty ilay zazavavy kely 4 taona hita faty tao anaty rano teny AMBOHITSOA Ivanja tamin’ny talata 17 septambra 2013.

Araka ny voalaza dia eny Ampitatafika no monina ity zazavavikely ity. Tamin’ny Zoma, 13 septambra dia nentin’ny rahavavin-dreniny niaraka taminy hamangy ny Renibeny izay monina eny amin’ny PARAKY SOANIERANA.

Rehefa tonga teny dia nilalao teo amin’ny tokontanin’ny Renibeny ilay zazavavy kely niaraka tamin’ny namany. Nisotrosotro toaka teo akaiky teo i Dezy no nahita ity zaza ity ka nampitsiry ny sain-dratsiny. Nividianany biscuit sy kraky ilay zaza dia notrotroiny ary nentiny nanaraka azy.

Rehefa nitady ity zaza ity ny Renibeny dia tsy nahita azy fa ny ankizy niara-nilalao taminy no nitantara hoe notrotroin’i Dezy izy dia nentiny nandeha any. Natao ny fitadiavana azy ireo ka tsy nahitam-bokany

Nametraka fitoriana teny amin’ny Polisy ny fianakavian’ny zaza ka ny Talata vao hita saingy efa maty. Ny alatsinainy teo no voasambotra ity lehilahy nahavanon-doza ity izay efa saika matin’ny fitsaram-bahoaka. Ny nahasarotra ny fitadiavana ity lehilahy ity  dia noho izy tsy manana toeram-ponenana raikitra (SDF). Niaiky ny heloka vitany izy ary natolotra ny fitsarana ny 19 septambra 2013.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=2747

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée.