«

»

Août 30 2019

Print this Article

FAHATONGAVAN’NY PAPA RAY MASINA

FAHATONGAVAN’NY PAPA RAY MASINA

Fandaharana « Polisy manakaiky hatrany ny vahoaka » arahinao ao amin’ny Radio Nasionaly Malagasy anio zoma 30 Aogositra 2019 amin’ny 08h15 sy ny Alatsinainy 02 Septambra 2019 amin’ny 09 ora alina. Ho renao ao anatin’izany ny lamina sy ny toromarika hapetraky ny mpitandro ny filaminana mahakasika ny fahatongavan’ny Papa Ray Masina François koa manasa antsika mpihaino hanaraka ny fandaharana.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13847