«

»

Août 08 2019

Print this Article

MITOHY HATRANY NY EZAKY NY POLISIM-PIRENENA HO ENTINA HANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA

MITOHY HATRANY NY EZAKY NY POLISIM-PIRENENA HO ENTINA HANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA

Taorian’ny fametrahana ireo takelaby hahazoana ireo laharanan’ny sampan-draharahan’ ny Polisy eto an-drenivohitra ary koa ny takelaby fampahafantarana ny olona rehetra ny laharana maitso 991 hahafahan’izy ireo mitatitra ny fitarainany mahakasika ny kolikoly eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato dia tafapetraka androany eny Anosibe ihany koa ny takelaby mampiseho ireo laharana hahazoana ny Polisy misahana ny lozam-pifamoivoizana. Entina manampy ny vahoaka amin’ny fiainana andavan’andro moa ireny takelaby ireny ary mbola hitombo ny faritra eto an-drenivohitra hisitraka izany.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13419