«

»

Août 05 2019

Print this Article

991: NUMERO VERT _ Appel Gratuit 24/24

Hiadiana amin’ny kolikoly sy ho fandraisana ny fitarainana eo amin ny seranam- piaramanidina IVATO, ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka miara miasa amin’ny Ministeran’ny Fitanterana sy ny Ravinala Airports izay mpitantana ny Seranam-piaramanidina IVATO, dia nanapa-kevitra ny hametaka takelaby hampahafantarana ny olona rehetra ny laharana maitso hahafahan’izy ireo mitatitra ny fitarainany. Manentana antsika rehetra mba hifanome tanana sy hanohana izao hezaka izao. Fa isika rehetra miaraka no mandresy ny kolikoly.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13390