«

»

Juil 22 2019

Print this Article

ASA TAGNAMARO : MITOHY NY FANADIOVANA ATAON’NY POLISIM-PIRENENA

ASA TAGNAMARO : MITOHY NY FANADIOVANA ATAON’NY POLISIM-PIRENENA

Miditra ao anatin’ny andiany fahadimy ny “ASA TAGNAMARO” ary nandray anjara mavitrika hatrany ny Polisim-pirenena. Tamin’ ity indray mitoraka ity dia ny fanadiovana ireo Sampan-draharaha maro samihafa eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka no nataon’ ny Polisy
Tsy fahazarana moa no nanaovana ity asa ity fa adidy sy andraikitra mba hahasoa ny tena fa indrindra ny mpiara-belona.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13338