«

»

Juil 10 2019

Print this Article

HITA ENY AN-DALAMBE IREO LAHARAM-PIFANDRAISANA HAHAZOANA NY POLISY

HITA ENY AN-DALAMBE IREO LAHARAM-PIFANDRAISANA HAHAZOANA NY POLISY

Entina manakaiky hatrany ny vahoaka ary ho fanampiana azy ireo amin’ny fiainana andavan’andro dia azon’ny mpampiasa làlana jerena amin’ireo takelaka fanaovana dokam-barotra (Panneau publicitaire) eto an-drenivohitra ny laharana hahazoana ireo Sampan-draharahan’ ny Polisy eto an-drenivohitra. Ankoatra ireo laharam-pifandraisana ireo dia misy ihany koa ireo torolalana ho antsika mpampiasa làlana entina handrindrana ny fifamoivoizana.

Ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia manantitra hatrany ny firaisan-kina miaraka amin’ny vahoaka Malagasy ho fanohanana ny BAREA

Miara-mirona amin’ny BAREA ny Polisim-pirenena.🚓🐂🇲🇬

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13291