«

»

Juil 10 2019

Print this Article

MANAO NY FOMBA REHETRA HANDRINDRANA NY FIFAMOIVOIZANA NY POLISIM-PIRENENA

MANAO NY FOMBA REHETRA HANDRINDRANA NY FIFAMOIVOIZANA NY POLISIM-PIRENENA

Nidina ifotony mihitsy ny Polisy avy ao amin’ny boriborintany fahatelo nanototra ilay lavaka etsy amin’ny « Super Maki Ankadifotsy» hisorohana ny fitohanan’ny fifamoivoizana sy ny fahasimban’ny fiara izay mivezivezy amin ‘iny faritra iny. Mitohy ihany koa ny fanentanana ireo mpitondra Moto sy posy ary sarety ho fiarovana ny ain’izy ireo ary mampahafantatra azy ireo ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13285