«

»

Juil 09 2019

Print this Article

FANDRESEN’NY BAREA : SADY NIASA NY POLISY NO NIFALY NIARAKA TAMIN’NY VAHOAKA

FANDRESEN’NY BAREA : SADY NIASA NY POLISY NO NIFALY NIARAKA TAMIN’NY VAHOAKA

Nisy ny fepetra manokana tamin’ny fitandroana ny filaminana nataon’ny Polisim-pirenena mialoha sy mandritra ary taorian’ny lalaon’ ny Barea ka nahafahan’ny vahoaka malagasy nifantoka sy nitotorebika tamin’ny fahazoan’ny ekipam-pirenena Malagasy fandresena miezinezina ho any amin’ny ampahefa-dalana. Hita teny amin’ireo Polisy niasa ihany koa ny fifaliana niaraka tamin’ny vahoaka malagasy ary mbola mirary hatrany ho an’ny Barea hitondra avo ny voninahi-pirenena.

Miara-mirona amin’ny Barea ny Polisim-pirenena

ALEFA BAREA

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13275