«

»

Juil 05 2019

Print this Article

CSP 7 SY NY POLISY MIADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA : NIDINA TENY AN-TSEKOLY ARY NITONDRA FAMPIANARANA

CSP 7 SY NY POLISY MIADY AMIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA : NIDINA TENY AN-TSEKOLY ARY NITONDRA FAMPIANARANA.

Nitondra fampianarana ho an’ny ankizy eny an-tsekoly ny Polisy mahakasika ny voka-dratsin’ny fidorohana zava-mahadomelina ary koa ny sazy miandry izay tratra mandray izany. Fanampiana ireo ankizy tsy hiroboka any anaty zava-mahadomelina moa ny anton’izao hetsika izao izay isan’ny manimba ny tanora sy mandrisika azy ireo ho any amin’ny fanaovana asa ratsy maro samihafa miseho eny anivon’ny fiaraha-monina.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13260