«

»

Juin 27 2019

Print this Article

POLISY MANDRINDRA NY FIFAMOIVOIZANA

POLISY MANDRINDRA NY FIFAMOIVOIZANA.

Hiezaka hanena ny fitohanan’ny fifamoivoizana ny Polisy mba hahafahan’ny olom-pirenena misitraka sy mijery ny lalaon’ ny Barea anio hariva amin’ny dimy ora sy sasany (I7H30). Efa nisy moa ny fepetra manokana noraisina nandritran’ny fankalazana ny fetim-pirenena ary mbola hiitohy izany ezaka ataon’ny Polisy izany.

ALEFA_BAREA🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13207