«

»

Juin 26 2019

Print this Article

FIJERENA AFOMANGA

FIJERENA AFOMANGA:

Iangaviana ireo mpitondra fiara rehetra izay hiakatra any Andohalo hijery Afomanga mba hametraka ny fiara aty ambany hisorohana ny fitohanan’ny fiara. Ho an’ireo izay hijery Afomanga aty Anosy dia mbola malalaka ny toerana ary mbola mizotra tsara ihany koa ny fifamoivoizana. Afaka fotoana fohy kosa dia ho tapaka ny lalana. Miezaka hatrany ny Polisim-pirenena hitandro ny filaminana mba hahafahan’ny vahoaka Malagasy mankalaza ny fetim-pirenena.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13194