«

»

Juin 13 2019

Print this Article

TRA TEHAKY NY POLISY NY TOVOLAHY 01 MPANOLANA

TRA TEHAKY NY POLISY NY TOVOLAHY 01 MPANOLANA

Nosamborin’ ny Polisy avy ao Arivonimamo ny tovolahy iray (01) vao 18 taona monja noho ny resaka fanolanana. Efa nisy ny fitarainana azon’ny Polisy mahakasika ity raharaha ity ary Ramatoa 49 taona indray no nanaovany ny filan-dratsiny ka zao izy tra-tehaka izao. Niaiky ny heloka nataony moa ity tovolahy ity ary nampidirina am-ponja vonjimaika moa izy rehefa natolotra ny fampanoavana ny 11 jona 2019 lasa teo.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13098