«

»

Juin 09 2019

Print this Article

RAMATOA BEVOHOKA SY LEHILAHY 01 TRATRA NANGAROM-PAOSY

RAMATOA BEVOHOKA SY LEHILAHY 01 TRATRA NANGAROM-PAOSY

Polisy nanao fanamiana sivily no nahatratra ity ramatoa bevohoka ity nisikotra vola tao am-paosin’ilay vehivavy nijoro tetsy akaikin’ny Poste 67ha. Noraisim-potsiny moa ity ramatoa ity satria hitan’ilay polisy avokoa ny fihetsiny ka tsy afaka nihetsika sy nanda ny asa ratsy saika hataony ity farany. Lehilahy miisa 02 ihany koa no nangarona poketrana vehivavy 01 tetsy ampitan’ny MADAHOTEL ka voasambotry ny Polisy manao fanamiana sivily ny 01 raha tafaporitsaka kosa ilay lehilahy 01 hafa.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13083