«

»

Juin 06 2019

Print this Article

MITOHY HATRANY NY FIZARANA SAINA ATAON’NY POLISIM-PIRENENA

MITOHY_HATRANY_NY_FIZARANA_SAINA_ATAON_NY_POLISIM_PIRENENA

Mitohy ny fanentanana ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny fananganan-tsaina ho fanamarihana ny fetim-pirenena malagasy. Taorian’ny fidinana ifotony notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka Contrôleur Général de Police Rafanomezantsoa Roger dia nanatanteraka ny azy ihany koa ireo Polisy mandrindra ny fifamoivoizana izay nizara sainam-pirenena sy nanentana ny olona hanangan-tsaina ho mariky ny fitiavan-tanindrazana.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13060