«

»

Juin 06 2019

Print this Article

NIZARA SAINAM-PIRENENA NY MINISITRY NY FILAMINAM_BAHOAKA

NIZARA_SAINAM_PIRENENA_NY_MINISITRY_NY_FILAMINAM_BAHOAKA

Ny Polisim-pirenena Malagasy dia manentana ny vahoaka hanangana ny sainam-pirenena ho mariky ny faha 59 taona niverenan’ny fahaleovan-tena. Tsy hijerena firehana politika ny fananganana ny sainam-pirenena fa kosa ho mariky ny fitiavan-tanindrazana. Miomana amin’izany asaramanitra izany ny Polisim-pirenena izay notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka Contrôleur Général de Police Rafanomezantsoa Roger izay nidina ifotony nanentana sy nizara saina teny Manarintsoa Isotry sy Andavamamba.

MITSANGANA RY POLISY

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=13054