«

»

Avr 16 2019

Print this Article

Commissariat Central Antananarivo sy INSCAE

Commissariat Central Antananarivo sy INSCAE

Ho fiaraha-miasa sy fifanoloran-tanana dia nanome Boky Code Pénal (à jour) miisa 50 ireo mpianatra 2éme Année, Groupe ATRIKA avy ao amin’ny INSCAE ho an’ny Commissariat Central-an’Antananarivo.

Izao hetsika izao dia tolon-tanana ho an’ny Commissariat Central-an’Antananarivo hanatevenana ny fitaovam-piasany sy hanambeazam-boa ny fahalalana. Ho an’ireto mpianatra ireto kosa dia hetsika fandraisan’andraikitra eo anivon’ny fiaraha-monina izao nasehon’izy ireto izao.

Mitsangana Ry Polisy

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=12884