«

»

Oct 26 2012

Print this Article

Mpangaro-paosy tratran’ny polisin’ny boriborintany faha 5

Ny Alahady 21 oktobra 2012 dia nisy Ramatoa iray voaharona ny  porte-feuille tao anaty kitapony. Tena tsy nahatsikaritra na inona na inona mihintsy ilay Ramatoa fa olona no nahatsikaritra sy nahafantatra ny tarehin’izy roalahy sy nanambara taminy.
Nametraka fitoriana tao amin’ny polisin’ny boriboritany faha 5 izy,ka ny Alatsinainy 22 oktobra 2012 tokony  ho tamin’ny 10 ora no voasambotra teo amin’ny arret  119 Anosikely ny iray ary 24 oktobra 2012  ny  faharoa .lehilahy 25 sy 17 taona izy roalahy tratra ireto.

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=1204

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée.