sept 15 2014

FIHAONAMBEN’NY ACP: Lany hitantana fanindroany ny « Amical des Commissaires de Police » ny Commissaire Principal de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor

Nanatanteraka fihaonambe teto Antananarivo, teny amin’ny Cercle Mess Antanimora, tamin’ny marainan’ny Sabotsy 06 Septembre 2014 teo ireo  Commissaires de Police rehetra manerana ny Nosy. Tonga niatrika ity fihaonambe ity ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDIMBISOA Blaise Richard,  amin’ny maha-mpikambana tsotra azy ao anatin’ny Amicale des Commissaires de Police (ACP). Ankoatry ny …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4600

sept 08 2014

Vakitrano teny amin’ny Orinasa FIM Ambohimanarina

Ny alarobia 27 aogositra 2014 tamin’ny 04 ora hariva dia nahita ny mpamily iray miasa ao amin’ ny orinasa FIM  mpivarotra piesy na môtô sy môtô eny Andraharo i Claude ka nanontany ity farany hoe : ahoana ny fandehan’ ny « dépot » an’ ilaisany ao fa ho avy ao izahay rahalina, mbola mandeha ve …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4588

sept 05 2014

Andiany « SANGANY »:Nametraka takela-pahatsiarovana teny amin’ny ENSP Ivato ho fanamarihana ny faha-10 taona naha-Commissaires de Police azy ireo.

Feno 10 taona ny nivoahan’ny Commissaires de Police Andiany indray mihira misalotra ny Anarana SANGANY ka nandraisan’izy ireo ny asany. Lanonana tsotsotra no nentin’izy ireo nanamarika izany teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy eny IVATO dia fametrahana Takela-pahatsiarovan’ (Plaque Commémorative) izany fahafolo taona izany. Nitarika sy nanome voninahitra ny lanonana ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4581

sept 05 2014

Voasambotry ny BC i Raveloson Heriniaina Joseph, mpisoloky amin’ny alalan’ny seky halatra.

Ny 14 Jiona 2014 lasa teo dia tonga tao amin’ ny Polisy misahana ny ady amin’ ny heloka bevava sakelika voalohany ny orinasa Techmarine Andranomena, nametraka fitoriana fa niharan’ ny fisolokiana tamin’ ny fividianana « moteur » na « vedette » tamin’ ny seky halatra mitentina 9.811.000 Ar. Nanomboka teo dia nanao ny fikarohana ny …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4574

sept 05 2014

Notoloran’ny Collège La Lumière Internationale Boky ny Tranombokin’ny Sekolin’ny Polisy

Notanterahina tetsy Anosy omaly Alakamisy 04 Septembre 2014 tao amin’ny trano malalaka fivorian’ny Polisim-pirenena ny fanolorana boky miisa 14 karazana avy amin’ny Collège la Lumière Internationale Faralaza Talatamaty izay notarihan’ny Tale mpitantana azy, atoa YAHYA. Nandray izany tamin’ny anaran’Atoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny « Coordonateur Général chargé des Ressources, de la Planification et de la …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4565

sept 04 2014

Mpivarotra sy mpifoka rongony 6 mianadahy nosamborin’ny Polisy teny Anosizato.

Vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po no nahafantaran’ny Polisy miady amin’ny zava-mahadomelina  etsy Anosy fa  misy olona mivarotra rongony eny amin’ny kianjan’ Anosizato Atsinanana. Omaly 02 Septambra tokony ho tamin’ny 12 ora, tra-tehaky  ny Polisy teo am-pivarotana izany Atoa RAKOTOHARIMANANA Davidson, fantatra amin’ny anarana hoe Banga, 26 taona mipetraka amin’iny faritra iny ihany. Nahitana fonosana …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4548

sept 04 2014

Teny Ambohidratrimo no voasambotry ny Polisy (PMPM) ilay pasitera nanolana zazavavikely 6 taona, tany Sambava

Zazavavy kely enin-taona izay nilalao teo an-tokontanin’ny fiangonana zandriny iray any SAMBAVA no nantsoin’ilay pasitera tao mba hiaraka aminy saingy tsy nanaiky ka avy hatrany dia nalainy an-keriny ary noentiny tao ambadiky ny alitaram-piangonana ka novetavetainy nampiharany ny filan-dratsiny tao ary norarany tsy hiteny na amin’iza na amin’iza ny zavatra nataony. Ny tolakandron’ny 12 Août …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4545

sept 02 2014

Ady amin’ny asan-jiolahy: 3 lahy voasambotry ny Polisin’ny Commissariat Central Atsimondrano

Ho fiadiana amin’ny asan-jiolahy izay nateti-pitranga tamin’iny Faritra Atsimondrano iny, toy ny teny Itaosy sy ny manodidina ; izay saika nahenoana fanafihana mitam-piadiana isan’andro. Natao ny velam-pandrika rehetra sy fitadiavam-baovao mahakasika ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana ireo. Natao ny fisamborana ireo olona tratra mivezivezy amin’ny alina, ka tsy ahitana porofo mazava tsara sy ireo olona …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4540

août 29 2014

Mpivarotra sy mpifoka rongony 10 mianadahy voasambotry ny Polisy

Mitohy hatrany ny « ratissage » ataon’ ny Polisy misahana ny ady amin’ ny zava- mahadomelina ety Anosy mikasika ny fidorohana zava- mahadomelina. Maro ny faritra nahatrarana izany ka ny alarobia 27 Aogositra teo dia teny Ambohimangakely sy Imeritsiatosika ary Andoharanofotsy no nanatanterahana izany. Olona telo no voasambotra teny Ambohimangakely ka vehivavy ny roa. Tamin’ ny fanadihadiana …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4510

août 27 2014

FANAFIHANA NAMOIZANA AINA TENY AMBODIMITA: VOASAMBOTRY NY BC3 NY ROALAHY

Ny Sabotsy 23 Aogositra 2014 teo tokony ho tamin’ny 7ora hariva, teny Vahilava Fokontany Avaratetezana Mamory/Ambodimita, nisy olona telo mianaka, mpivady miaraka tamin’ny zanany kely iray, nandeha môtô hamonjy fodiana. Nosakanan’ny lehilahy telo izy ireo ka natosiny avy eny ambony môtô ary nianjera. Avy hatrany dia notrobaran’izy ireo antsy teo amin’ny lamosin’ilay rangahy; teo amin’ny …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=4499

Articles plus anciens «

Sinema izle masaj masaj masaj masaj masaj masaj masaj masaj masaj