mai 16 2012

Mpanendaka roalahy teny Ambohimanarina

Roalahy mpanendaka no voatana eny amin’ny Commissariat de Police 6°Arrondisserment AMBOHIMANARINA.  Nisy olona roalahy mpivaro-damba nandeha Moto hanatitra vola versement eny ANALAMAHITSY. Teo akaikin’ny SANIFER AMBOHIMANARINA dia nijanona kely hamany. Tamin’izay indrindra no nisy roalahy samy nanambana basy azy ireo ary naka ny vola tany aminy. Nisy ny fiantsoana vonjeo ka raikitra ny fanenjehana azy …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=633

mai 15 2012

Olona telo (03) mpivarotra menaka rongony no voasambotra

Vokatry ny vela-pandrika nataon’ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina dia olona telo (03) mpivarotra menaka rongony no voasambotra : ANDRIANANTENAINA Ambinintsoa Daniel, 29 taona sy RANDRIANANTOANINA Tsimbina, 25 taona, mpianatra ary Ramatoa RAZAFINDRATSIMBA. Teny Ambohimanarina no nahasamborana azy roalahy niaraka tamin’ny menaka rongony 6 litatra. Tamin’ny fanadihadiana natao azy ireo no nanoroany an-dRamatoa RAZAFINDRATSIMBA izay …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=630

mai 14 2012

Tratra ny 08 Lahy mpanao fanafihana mitam-piadiana

Ny Alarobia 09 Mai 2012 dia valolahy (08)  saika manerana ireo faritra mafana eto Antananarivo (Antohomadinika, Ambohimanarina, Mahazo, Ambatobe, Andranomanalina, sns) ary tany Manakara no voasambotry ny Polisy misahana ny heloka bevava ao amin’ny Sampana faha-4 (BC4). Noho ny angom-baovao voaray no nahazoana ny iray ka io no nanoro ny toerana misy ny namany. Teo …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=624

mai 10 2012

Tovolahy iray no tratra nandritra ny fisafoana nataon’ny USI

Tovolahy iray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny  UNITE SPECIALE D’INTERVENTION (USI) ny marainan’ny Talata ,08 Mai 2012 nandritra ny fisafoana natao teny amin’ny faritra ISOTRY. Avy namaky trano ity tovolahy ity ka tratra teny aminy ny fitaovana nentiny nanantanteraka ny asa ratsiny. Ny Polisy avy amin’ny SERVICE PROVINCIALE DE LA POLICE JUDICIAIRE AMBOHIDAHY …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=619

mai 08 2012

Voasambotra ilay niray teti-dratsy t@ fanafihana ny volan’ny CT teny Tsimbazaza

Voasambotry ny Polisy etsy ANOSY ao amin’ny BRIGADE CRIMINELLE SECTION 4 (BC4) ny lehilahy iray antsoina hoe :RAKOTONIAINA Livasoa Eric  antsoina hoe cousin izay niray teti-dratsy tamin’ilay fanafihana ilay volan’ny CT teny TSIMBAZAZA ny 20 juillet 2011 lasa teo.Ary efa nisy ireo efa voatana vonjimaika any amponja amin’ny raharaha iny.Tamin’ny alalan’ny fanomezam-baovao avy amin’ny olona …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=613

mai 07 2012

Fiofananan’ny 50 lahy tao @ USI mikasika ny Technique Policière

Polisy avy ao amin’ny UNITE SPECIALE D’INTERVENTION (USI) miisa 50 lahy no nanaraka fiofanana nadritra ny roa volana sy tapany teny amin’ny Tobin’ny Force d’ Intervention de Police ANTANIMORA. Ny lohahevitra niompanan’ny fiofanana dia ny hoe” Regagner la confiance du public, L’UNITE SPECIALE D’INTERVENTION (USI) existe ». Fiofanana mikasika ny Technique Policière izay nahitana ny …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=610

mai 04 2012

Cannabis dimy gony tratra tany Antsirabe

Voasambotry ny Polisy avy ao ANTSIRABE ny roalahy nitondra « Cannabis » dimy gony. Araka ny vaovao azon’ny Polisy dia misy fiara mpitatitra iray mampitohy an’ny VANGAINDRANO sy MAJUNGA mitondra rongony. Nohamafisina ny fanaraha-maso teny amin’ny Barrages. Ny marainan’ny Alarobia, 02 Mai 2012 tokony ho tamin,’ny 2 ora sy sasany dia voasakana teo amin’ny Barrage n’ny MAHAZOARIVO …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=607

mai 03 2012

Lehilahy tratra nisandoka sy nisoloky

          Lehilahy iray 42 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Commissariat de Police 6é Arrondissement AMBOHIMANARINA tamin’ny Zoma, 27 Avril 2012 noho ny asa ratsy fisolokiana nataony misandoka ho Zandary dia naka vola tamin’ny vehivavy iray tratrany nanao firaisana teny ankalamanjana. Ny Sabotsy, 21 Avril 2012 no tratrany nanao firaisana tamin’ny toerana iray …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=589

avr 26 2012

FILAZANA FIFANINANA HIDIRANA HO MPIANATRA POLISIM-PIRENENA

FILAZANA FIFANINANANA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISIM-PIRENENA Araka ny Didim-pitondrana laharana 7931/2012 -7932/2012 – 7933/2012 – 7934/2012 Ny Minisitry ny Filaminana anatiny dia mampandre ny be sy ny maro fa ny fifaninana mivantana sy ho an’ny efa mpandraharaha, handraisana mpianatra ho polisy: Commissaires 20, officiers 30, Inspecteurs 50 ary Agents 300, dia hatao ny 01, 02 …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=538

avr 26 2012

Tratra ilay mpangalatra vy tamin’ny fasam-bahiny teny Anjanahary

Voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahatelo ANTANINANDRO ny lehilahy iray RAKOTONIAINA Rolland Felix, 54 taona, monina eny ANDRAISORO, mpangalatra ireny varavarana na vavahady vy hidim-pasana eny amin’ny fasam-bahiny eny ANJANAHARY, tamin’ny 21 Avril 2012. Tamin’ny fanadihadiana no nahalalana fa efa in-dimy izy no nanao izao asa ratsy izao. Eny mahavoky Besarety no misy …

Lire la Suite »

Lien Permanent pour cet article : http://www.policenationale.gov.mg/?p=479

Articles plus anciens «